Lafatra

tsy misy mafy tsy laitra ny zoto

  • Categories

  • Archives

ny politika ny kibo!

Posted by lafatra on February 24, 2008

ny ataoko oe politika ny kibo moa dia ilay zavatra fantatra ny be sy ny maro amin’ny alalan’ny fitiavan-tena,maro ny fandikana azo atao momba io politika io fa ny raisiko ohatra eto dia ilay atao oe hory hava manana.

inona tokoa moa no tena dikan’io araka ny fiheverana?raha ny momba ny  ahy manokana dia tsotra fotsiny ny fanazavako azy:rehefa ohatra koa misy olona iray tafavoaka eo amin’ny lafiny fiaraha-monina dia maro ireo mpitsikera ary ny tena mapalahelo dia eo amin’ilay lafiny fanaratsiana,fialonana,ary misy moa ny sasany dia tena tonga amin’ny famonoana miohntsy.

ny fanitaniana mipetraka dia ny oe:mety ho afaka amintsika olombelona ve izy io ary ahoan sy inona ny fanamboaran-taina na fampiuanarana (cicisme) tokony homena ny mpiara-belona.

Posted in Uncategorized | 9 Comments »